| Entrée |
mahalala
(lala)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | (zavatra) Mahay: Tsy mahalala ny fombanareo aty aho (olona) Manana fahafantarana momba ny olona iray, mahafantatra: Tsy mahalala an' io lehilahy io velively aho. [1.1]
|
| | To know, to be acquainted with, to comprehend, to recognize [1.2]
|
| | To know, to recognize [1.7]
|
| | Connaître, reconnaître [1.8]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mahalala |
| Passé : |
nahalala |
| Futur : |
hahalala |
| Impératif : |
mahalalà |
|
|
| Entrée |
mahalala
|
| Partie du discours | nom
|
| | Anarana ilazana vody mangahazo tanora, izay mangidy ary mankaleo [1.1]
|
| | [Merina]
Nom donné aux jeunes tubercules du manioc amer au stade de développement où ils sont le plus riches en composés cyanogènes et peuvent causer des intoxications très dangereuses. [1.196]
|
| Vocabulaire |
|