| Entrée |
madiva
(diva)
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Qui est sur le point de [1.3]
|
| Exemples | fa ny tambitamby efa lany, ary ny fitia efa madiva.
[2.69]
|
| Morphologie |
| Présent : |
madiva |
| Passé : |
nadiva |
| Futur : |
hadiva |
|
| Analogues |
antomotra |
|
| Entrée |
madiva
(diva)
|
| Partie du discours | adverbe
|
| | Efaho, kely sisa dia... tsy ho ela intsony dia...: Madiva hilentika ny masoandro. [1.1]
|
| | Almost, on the verge of [1.7]
|
| | Presque [1.3, 1.8]
|
| | Bientôt, prochainement [1.3]
|
| | Sur le point de [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Madiva hiakatra any Antananarivo izahay!
[2.270]
|
| 2 | Efa madiva hitataovovonana ny andro vao tena voaomana ny diako.
[2.643]
|
|
| Dérivés |
| Analogues |
tamy |
|