| Entrée | antomotra (tomotra) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Akaiky, tsy ho ela intsony: Efa antomotra itỳ ny krismasy Akaiky dia akaiky, an-tsisiny, amorona, ambivitra: Antomotra loatra io vilia eo ambony latabatra io fa akisaho. [1.1] | ||
| Near at hand, as to future time [1.2] | ||
| Close at hand [1.7] | ||
| Imminent [1.3, 1.8, 1.5] | ||
| Qui est proche [1.3, 1.5] | ||
| Proche [1.8] | ||
| Vocabulaire | ~ | |
| Exemples | Voasaron' ny aizim-piton' ny fahotana ny tany, ary efa antomotra ny fitsarana.
[1.38] | |
| Dérivés |
| |
| Analogues | madiva ~ tamy | |
| Mis à jour le 2023/08/11 |
|