| Entrée |
lempona
|
| Partie du discours | nom
|
| | Enti-milaza toerana na faritra iva noho ny manodidina azy, lesoka: Misa lempona eo amin' ny saokan' itỳ zaza itỳ / Lempona ny faritany misy anay ka manevokevoka aoka izany [1.1]
|
| | Faritra boribory miletsy noho ny asan'ny rano any amin'ny tany sokay [1.13]
|
| | A concavity, a hollow [1.7]
|
| | Terrain bas [1.8]
|
| | Doline [1.13]
|
| Vocabulaire |
| Dérivés |
| Analogues |
deboka |
|
| Entrée |
lempona
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Miendrika lovia [1.13]
|
| | Concave, hollow; low-lying [1.7]
|
| | Creux, enfoncé [1.8]
|
| | Concave [1.13]
|
| Analogues |
kaoka |
|
| Entrée |
Lempona
(lempona)
|
| Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
| Vocabulaire |
| Coordonnées | -20.6833333, 47.6666667
|
| Toponymie | lempona |
|