| Entrée | lefaka | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Misy fahasimban-tsaina, adaladala miteniteny foana na misentosento [1.1] | ||
| [Sihanaka] adaladala [1.78] | ||
| Dont le cerveau est détraqué; insensé, passioné, fou d'amour, fou [1.3] | ||
| Exemples | nefa raha tsy olona lasan-ko adala aho ary handroso ho lefaka, dia hanome tsiny havana hody va?
[2.69] | |
| Dérivés |
| |
| Entrée | lefaka | |
| Partie du discours | nom | |
| Halefolefo, tsy fihenjanana. [1.1] | ||
| Souplesse, flexibilité, simplicité, douceur [1.3] | ||
| Dérivés |
| |
| Mis à jour le 2023/10/08 |
|