| Entrée | adaladala (adala) | ||||||
| Partie du discours | adjectif | ||||||
| Enti-milaza olona kely saina, tsy misy loha, fatra-panaonao foana sady miseho ho bado, tsy mahazo tsara na oviana na oviana izay lazaina aminy: adaladala ilay vahinin-dry zareo ato atsimo: nahazo vorona izy, ka ny volom-bodiny no nongotany fa tsy ny elany, ka lasa nanidina ilay vorona [1.1] | |||||||
| étourdi, un peu fou [1.3, 1.5] | |||||||
| Insolent [1.5] | |||||||
| Exemples |
| ||||||
| Morphologie | |||||||
| Dérivés |
| ||||||
| Mis à jour le 2023/08/12 |
|