| Entrée | ondranondranana (ondranondrana (ondrana)) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Tsy ampiampy saina, misy kely, adaladala misy fihetsehany: Ranona ve? izay angaha ianao vao nahafantatra fa ondranondranana izy iny? [1.1] | ||
| Silly, half-witted. [1.2] | ||
| Exemples | Kanjo nony nibaribary ny marina, adala sy ondranondranana teo anoloan' ny zava-bita ny mpanangan-tsaho.
[2.5] | |
| Synonymes | ondranana | |
| Mis à jour le 2023/04/10 |
|