Entrée | lalimanga | |
Partie du discours | nom | |
Mots élémentaires | lalitra, manga | |
Karazan-dalitra mangamanga, lehibe noho ny lalitra tsotra, fia mipetapeta ka amin' ny maloto ary matetika manatody eny amin' ny hena ka mahatonga azy ho maimbo haingana. [1.1] | ||
Vocabulaire | ||
Mis à jour le 2025/06/20 |
![]() |