Entrée |
lalitra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Bibikely misy elany roa fatra-pipetrapetraka eny rehetra eny ka mitondra loto amin' ny tongony na ny faraingom-bava fitsentsefany, ary izany no mahatonga azy ho mpamindra aretina tsy anerany [1.1]
|
Explications en anglais | A fly [Mal. lalat; amboyna lali] [1.2]
|
| A housefly [1.7]
|
Explications en français | Mouche [1.8]
|
| Mouche, drosophile [1.13]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Inona no fanaon' ny olona raha misy lalitra?
[2.270]
|
2 | Nifanehatra tamin' ireo vitsika izy, sendra moka sy lalitra koa.
[2.445]
|
3 | Iray fanahy amin' ny lalitra izy ireny, ka ny maloto no mahavelombelona ny ainy.
[2.285]
|
|
Dérivés |
Article |
|
Entrée |
lalitra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Anaran-karatra filalaovana iray izay misy sari-na kodiadiamborona [1.1]
|
Explications en anglais | Clubs at cards [1.7]
|
Explications en français | Trèfle au jeu de cartes [1.3, 1.8]
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
Analogues |
joro ~
samamena ~
tangontsotrobe |
|
karatra |
Illustrations |
|
|