|
|
|
|

Entrée lakana
Partie du discours nom
 Fitaovana hazo na vy entina mitety na mandeha ambony rano, mita rano; matetika ny lakana dia vita amin' ny vatan-kazo lehibebe noloahana izay manjary maivana ary mitsinkafona tsy milentika
Lakan-drafitra very fivoy: enti-milaza olona tsy manana na inona na inona hianteherana intsony hamonjena tena [1.1]
 A canoe. Laka is used in the provinces. [Poly. Waha, vaka, hak (?)] [1.2]
 A dugout canoe; any small boat [1.7]
 Pirogue, petit bateau [1.8]
Vocabulaire 
Exemples 
1Nanantena ny hoampitaina izy rehefa miverina, nefa tsy teo intsony koa ny lakana. [2.470]
2miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela. [2.471]
Dérivés 
Citations 
Illustrations 

Mis à jour le 2023/06/16