| Entrée | kopaka | |
| Partie du discours | nom | |
| Fihefahefan' ny zavatra; fanetsiketsehan' ny vorona ny elany rehefa manidina; fivoha sy fihidin' ny varavarana; fihetsiketsiky ny ravina tsofin' ny rivotra; lafiny mihodina amin' ny varavarana: Misy kopa-droa ny varavaranay [1.1] | ||
| A flapping [1.7] | ||
| Action de s'agiter comme les ailes d'un oiseau [1.8] | ||
| Exemples | Avy eo izy vao nanao ilay iray, izay toa kopaka sy zara fa vita fotsiny no nanaovany azy.
[2.472] | |
| Dérivés |
| |
| Mis à jour le 2023/07/31 |
|