Entrée | fikopahana (kopaka) | |
Partie du discours | nom | |
Fihetsiketsehan' ny zavatra iray izay tsofin' ny rivotra:
Mahafinaritra ny mijery ny fikopahan' ny raina! Fihetsiketsehan' ny elatry ny vorona rehefa manidina: Miadana ny fikopahan' ny elatry ny vorona lehibe [1.1] | ||
A fan [1.2] | ||
Eventail, ventilateur [1.3] | ||
Exemples | ny ora lany foana tamin' ny fikopahana afon' arina sy ny fantsakana ary ny fivezivezena any an-tsena.
[2.285] | |
Synonymes | fikopaka | |
Mis à jour le 2024/02/02 |
![]() |