|
|
|
|

Entrée kitro
Partie du discours nom
 Ny fipetraky ny vatom-panorona eo amin' ny tampona anankiroa tsy mifanitsy. [1.1]
Dérivés 

Entrée kitro
Partie du discours nom
 Faritra mafimafy mamarana ny tongotry ny biby, toy ny omby, soavaly... izay ahafahany mandeha amin' ny vato: Tsy mivaky toy ny an' ny omby ny kitron-tsoavaly [1.1]
 Faritra mafy mamarana ny tongotry ny biby mihinana ahitra [1.13]
 A hoof [1.7]
 Sabot des animaux [1.3, 1.19, 1.8]
 Sabot [1.13]
Vocabulaire 
Dérivés 

Entrée kitro
Partie du discours nom
 Zavatra toy ny holatra maniry eo amin' ny tanana miasa mafy noho ny fitanana angady, ohatra, na eo amin' ny tongotra noho ny tongotra mikiraro: Efa maniry kitro mihitsy ny tanako amin' ny asa tany nataoko omaly
Loto efa mandry ka tonga mafy amin' ny vody nify. [1.1]
 A callus or corn [1.7]
 Callosité [1.3]
 Tartre des dents [1.3]
 Durillon [1.54]
Vocabulaire 
Synonymes kotro

Entrée kitro
Partie du discours nom
  [Taisaka] Angady kely [1.78]
  [Bara] Angady tonta, angady montro [1.78]
  [Tanosy] Lefona [1.78]

Entrée kitro
Partie du discours nom
  [Taisaka] Zafindohalika [1.78]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/10/24