Entrée | kisina | |
Partie du discours | nom | |
Fijanonana na fidongiana tsy hanao noho ny fahalainana; tsy fiaingana avy hatrany fa mita redretra noho ny hakamoana [1.1] | ||
Exemples | Dia nitory kisina taminy isan' andro teo izy sy nanorisory azy tamin' ny hata-dava, ka efa sosotra mafy ny fanahiny nila hahafaty azy
[2.996] | |
Dérivés |
| |
Synonymes | kisinkisina | |
Entrée | kisina | |
Partie du discours | nom | |
[Bezanozano, Merina] Nom d'une liane indéterminé (citée dans la Firaketana Malagasy). [1.196] | ||
Vocabulaire | ||
Mis à jour le 2022/05/30 |
![]() |