|
|
|
|

Entrée karija
Partie du discours nom
  [Sakalava] Marika atao amin' ny sofin' ny omby hahafantarana ny tompony na ny fianakaviana niaviany
Mitovy hevitra: fahetse [1.1]

Entrée karija
Partie du discours nom
Analogues  sikidy
 

Entrée Karija
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Vocabulaire 
Exemples Tamin' ny 1898 dia nisy Filoha telo lahy, nanangan-tafika nanohitra, dia i Ndrianjalahy avy tany Sambirano, Karija avy tany Mangindrano ary Manambarandry, goverinora Tsimihety ary Filoha anankiray avy tany Maromandia [2.508]

Mis à jour le 2022/05/25