|
|
|
|

Entrée karandoha
Partie du discours nom
Mots élémentaires karana, loha
 Taolana mifaritra boribory izay mifono ny atidoha sady miaro azy [1.1]
 Fitambaran'ny taolan-doha [1.13]
 A skull [1.7]
 Crâne [1.8, 1.13]
Vocabulaire 
Exemples 
1Kanefa vitsy ny karandoha sisa tavela ahazoa-mamantatra izany. [2.285]
2Ny taolan'ny karandoha dia mbola tsy mifotona tanteraka eo amin'io toerana io. [2.424]

Mis à jour le 2023/07/31