|
|
|
|

Entrée kana
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Kinga, fetsy ratsy, fatsaka. [1.1]
Explications en français Habile, rusé, roué [1.3]

Entrée karana
Partie du discours nom
Explications en malgache (fihasimban' ny hoe harana).
Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [1.1]
Vocabulaire 
Synonymes rikarikan-taolana

Entrée karana
Partie du discours nom
Explications en français Armature, canevas [1.13]

Entrée karaña
Partie du discours nom
Explications en français  [Tankarana] Brisants. (rìva). [1.19]
Vocabulaire 

Entrée kana
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Momba an' i India, an' i India na avy any India: Hafahafa ny fomba karana raha misakafo [1.1]

Entrée Kana
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Explications en malgache Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Indes (Azia atsimo): Anisan' ny mahantra eran-tany ny Karana na Hindou noho ny habetsahany, nefa misy manana tapitr' ohatra koa [1.1]
Explications en anglais An East Indian or Pakistanese [1.7]
Explications en français Indien ou Pakistanais [1.8]
 Indien, Hindou [1.13]
Vocabulaire 

Entrée Karàna
Partie du discours nom propre (biblique) [Liste complète]
Explications en anglais Cheran [2.996]
Explications en français Kerân [2.996]
Vocabulaire 
Synonymes Kerana

Mis à jour le 2024/11/22