|
|
|
|

Entrée kapila
Partie du discours nom
 Tafotanimanga fisaka [1.1]
 A roof tile [1.7]
 Tuiles plates [1.3]
 Tuile de toit [1.19, 1.8]
 (toute l'île) Fragments de bois ou d'autres matières végétales de forme générale plate, avec un bord en biseau plus ou moins coupant [1.196]
Exemples 
1Tany amiko izany no natao, mba tsy ho hitan' ny olona, ary kapila no nandihizana. [2.4]
2Ary ianao, ry zanak' olona, makà kapila tanimanga, ary apetraho eo anoloanao, dia manorata sarin-tanàna eo aminy, dia sarin' i Jerosalema; [2.996]

Entrée kapila
Partie du discours nom
  [Taisaka] Vakim-boatavo atao solon-jinga [1.78]
  [Sihanaka] Vilia hazo [1.78]
  [Tankarana] Plat, assiette [1.19]

Entrée kapila
Partie du discours nom
 A phonograph record [1.7]
 Disque de gramophone [1.8]

Entrée kapila
Partie du discours nom
 Vakina hodi-boatavo mena ataon' ny olona toham-baliha na tsentsin-tongobolo
Olona mahia na maivan-doha (toy ny kapilamboatavo) [1.1]

Entrée kapila
Partie du discours nom
 Vakim-boatavomonta fanao solon-tavoara fasian' ny ntaolo menaka na sira [1.1]

Entrée kapila
Partie du discours nom
 Karazana famaran-java-madinika, toy ny sira [1.1]
 Espèce de petite mesure plate servant à détailler le sel [1.3]

Entrée kapila
Partie du discours nom
  [Tandroy] (de kapily : balancier d'une horloge ; allusion aux gros fruits pendants). Marsdenia cordifolia Choux (Apocynaceae). [1.196]
Vocabulaire 
Nom scientifique Marsdenia cordifolia
Autres orthographes 

Mis à jour le 2023/05/16