| Entrée | kanefa | |
| Partie du discours | conjonction | |
| Enti-mampifanohitra hevitra roa: Notoroan-drainy hevitra Ikoto, kanefa nanohitra mafy, ka navelany hanao izay tiany. (Jereo anefa, nefa, izay mitovy hevitra, fa tsy mitovy fampiasa amin' ny kanefa araka izao) [1.1] | ||
| Synonymes | nefa ~ anefa ~ kandrefa | |
| Mis à jour le 2009/02/23 |
|