Entrée | anefa | |
Partie du discours | conjonction | |
Teny mpampitohy, enti-milaza fifanoheran-kevitra, mitovy amin' ny kanefa sy nefa, saingy ny anefa tsy atao manomboka fehezan-kevitra fa atao eo aorian' ny teny iray na roa: Namely ny anao lahy; tsy nahavoa anefa ka hany hery nitsoaka [1.1] | ||
But (same as kanefa but used in slightly different ways) [1.7] | ||
Mais (même que kanefa mais s'emploie de façon un peu différente) [1.8] | ||
Synonymes | nefa ~ kanefa ~ kandrefa | |
Mis à jour le 2012/03/04 |
![]() |