Entrée |
kamory
(vory)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Rano mihandrona ao amin' ny toerana iray, ka kelikely kokoa noho ny farihy fa lehibe kosa miolotra amin' ny dobo [1.1]
|
| Velaran-drano mihandrona tsy dia lehibe loatra vita-nanahary na namboarina; antsoina koa hoe matsabory [1.13]
|
Explications en anglais | A pond or reservoir [1.7]
|
Explications en français | étang [1.3, 1.13]
|
| Bassin, réservoir [1.3, 1.8]
|
| [Tankarana]
Petit lac. [1.19]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Ombieny ombieny, zary lalana ny fefiloha mampisaraka ny ony amin' ny tanimbary, ny tanimbary amin' ny heniheny sy ny kamory lehibe sy kely.
[2.470]
|
2 | Tao Alaotra no tena nonenany, nefa ny faritra rehetra manodidina ka nisy kamory na heniheny, nahitana azy daholo.
[2.472]
|
|
Article |
|