| Entrée |
kamboty
(boty)
|
| Partie du discours | nom
|
| | Maty ray sy reny na ny iray amin' ireo Entina milaza ny oriory sy osaosa ara-pivelomana
[1.1]
|
| | An orphan [1.7]
|
| | Orphelin [1.8]
|
| Vocabulaire |
| Exemples |
| 1 | Tsy mba nisy kamboty natao hoe Ramanandray ary tsy nisy ory natao hoe Andrianomanana fa izay adala ariana avokoa
[2.131]
|
| 2 | Ho kamboty sahala amiko izy, satria taranaky ny mafana tratra sy ny tsy mahavanom-bady isika.
[2.470]
|
|
| Dérivés |
| Synonymes | |
|
| Entrée |
kamboty
|
| Partie du discours | nom
|
| | (au sens littéral : orphelin) Plantes cultivées isolées et de mauvaise venue ; manioc dont la tige est flétrie, ou dont on a arraché les tiges en oubliant des tubercules dans le sol (mentionné par Richardson, Grandidier). [1.196]
|
| Vocabulaire |
|