Entrée |
kalanoro
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Betsileo]
Karazam-bomanga izay mena ny hodiny ary mena na mavokely ny atiny (Ipomoea batates) [1.1]
|
Explications en français | [Betsileo]
(de kala : la belle petite et
noro : voeux de bonheur qu'on exprime à l'occasion de la circoncision).
Nom d'une variété de patate à peau rouge et à chair également colorée de rose ou de rouge qu'on servait traditionnellement au cours d'un repas en commun de la circoncision.
On l'appelle
menaty, c'est-à-dire « intérieur rouge » en Imerina.
[1.196]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Ipomoea batates |
Exemples | Hany heriko dia nianina tamin' ny fihainona ny tantara valamaty ataon' izay nilaza ho efa tao : betsaka kalanoro, hono, ao;
[2.471]
|
Analogues |
kalamavo ~
kalamena ~
kalamongo ~
kalavory |
|
Entrée |
Kalanoro
|
Partie du discours | nom proverbial
|
Explications en malgache | Zavamananaina toa olona kely, madinika sy fohy, voalaza araka ny honohono fa mivelona any anaty hazo [1.1]
|
Explications en français | Nom d’une naine fabuleuse censée habile dans la médecine [1.3]
|
Vocabulaire |
Exemples | Tsy ampy anefa ny filazana ataon' ireo efa nahita ny Kalanoro.
[2.508]
|
|