| Entrée | jijy | |
| Partie du discours | nom | |
| [Tsimihety] Tantara am-bava, hira entina mitanisa zavatra [1.1] | ||
| Entrée | jijy | |
| Partie du discours | nom | |
| Fisonenehana tsara eo am-pandihizana (tandrimo), fikaliana; fihinanana tsikelikely [1.1] | ||
| Dérivés |
| |
| Entrée | jijy | |
| Partie du discours | nom | |
| Lalao kanety ampanatonina toikelikely ny vava lavaka Fanaovana na fandaniana tsikelikely Fampandihizana (tandrimo) hisonenika tsara [1.1] | ||
| Dérivés |
| |
| Entrée | jijy | |
| Partie du discours | verbe actif | |
| [Bara] Miandry elabe [1.78] | ||
| Mis à jour le 2017/04/02 |
|