Entrée | jijina (jijy) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Kendrena am-pitandremana fatratra, toy ny ataon' ny mpilalao kanety izay ampanatonina tsikelikely ny vava lavaka, kalina Tsihifina, alaina na hanina tsikelikely: Nojijin' ny adala ny vola tao ambatan-drainibeny [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/04/08 |
![]() |