Entrée | ilany > ila | |
Partie du discours | nom | |
[Taisaka] Ilany [1.78] | ||
Faritra misy ny tehezana amin' ny tenan' ny olombelona: Misy marary ato amin' ny ilako havia ato Lanimandry, lafy Ampahany: Nolokoana fotsy ny ila varavarana atsimo / Misy ila tanimbariko hamidy raha hovidinao Faritra: Be ala ny ila atsinanan' i Madagasikara Antsasaka: Omeo ahy hovidiko itỳ ila tratran' omby itỳ [1.1] | ||
The side of anything, a piece, generally a half of anything. It is mostly used with the suffix pronoun -ny, as : ilany, its side, half of it. [Malay Balah (?)] [1.2] | ||
The side, a half [1.7] | ||
Côté, moitié [1.8] | ||
Moitié, façade, membre, flanc [1.13] | ||
Dérivés |
| |
Analogues | tehezana ~ takiba | |
Entrée | ilany > ila | |
Partie du discours | Non spécifié | |
Fitadiavana, fizahana, fikarohana [1.1] | ||
(root) [1.2] | ||
Dérivés |
| |
Entrée | ilany > ila | |
Partie du discours | nom | |
[Tanala] Fihetsiketsika, hadalana, tsy fandinihana, tsy fiheverana [1.78] | ||
Entrée | ilany > ilana | ||||||||
Partie du discours | Non spécifié | ||||||||
(root) [1.2] | |||||||||
Dérivés |
| ||||||||
Entrée | ilany > ilana (ila) | ||||||||
Partie du discours | verbe relatif | ||||||||
[1.2] | |||||||||
[1.3] | |||||||||
Exemples |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
![]() |