Entrée | honjohonjo | |
Partie du discours | adjectif | |
Irery, tsy misy afa-tsy... (enti-milaza olona tokana na vitsy izay marihina fa mandeha irery); tsy misy olonkafa miaraka aminy: Honjohonjoko izaho irery nody tamin' iny takariva iny ~ Honjohonjonay telo mianaka nihazo iny lalana mianavaratra iny [1.1] | ||
Autres orthographes | honjihonjy | |
Mis à jour le 2012/12/20 |
![]() |