| Entrée | honjihonjy | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Irery, tsy misy afa-tsy... (enti-milaza olona tokana na vitsy izay marihina fa mandeha irery); tsy misy olonkafa miaraka aminy: Honjihonjiko izaho irery nody tamin' iny takariva iny ~ Honjihonjinay telo mianaka nihazo iny lalana mianavaratra iny [1.1] | ||
| Autres orthographes | honjohonjo | |
| Mis à jour le 2012/12/20 |
|