Exemples |
1 | Nihetsika mora ny fiaran-dalamby, nandeha ny hofahofa tanana.
[2.356]
|
2 | Lehilahy ranjanana sy tsara bika, miakanjo lasoa misy voahangy sy akorandriaka madinika, miantsoroka hofahofa lasoa sy rojo volafotsy tsara tarehy misy trondro volafotsy mikiraviravy.
[2.113]
|
|