| Entrée | hetsy | ||||||
| Partie du discours | adjectif | ||||||
| Folo alina: Roa hetsy ariary, hono, no vidin' io trano io. / Ny folo hetsy dia atao hoe tapitrisa (Tsara ho tadidy fa amin' ny teny hoe hetsy, toy ny hoe habakabaka, dia tsy miova ho k ny h eo aorian' ny aman- na anka amin' ny soratra, mba tsy hahahafahafa ny fampiharam-pitsipika, dia homena ny endriny feno keo teny ireo: amana, ana): Olona amana hetsiny no tonga nijery baolina / Nisodika teny ana habakabaka ny fiaramanidina [1.1] | |||||||
| A hundred thousand [1.7] | |||||||
| Cent mille [1.8] | |||||||
| 100000 ~ 100 000 ~ 100.000 ~ 100,000 [3.1] | |||||||
| Vocabulaire | |||||||
| Exemples |
| ||||||
| Dérivés |
| ||||||
| Tableaux et planches | Les nombres | ||||||
| Article | Andriamihaja: Fanisana vaovao | ||||||
| Entrée | hetsy | ||||||
| Partie du discours | Non spécifié | ||||||
| [Bara] [1.78] | |||||||
| Mis à jour le 2024/10/04 |
|