Miankina amin' ny fitaovana ampiasaina anefa ny hatsara sy hazavan' ny famotopotorana sy fanadihadiana atao;[4.27]
2
Nozarina hifoka sy higoka izany hatsara sy hanitry ny zava-kanto frantsay izany ny zatovo malagasy, ka dia nanadino tsikelikely ny hatsara na ny hanitry ny maha-Malagasy azy.[1.317]