| Entrée | haromotana (romotra) | |
| Partie du discours | nom | |
| Aretin-dratsy mahatonga toa adala manaikitra amim-pisafoahana izay sendra azy. tt Fisafoahana, fisamontitra [1.1] | ||
| Aretina mifindra avy amin'ny biby romotra [1.13] | ||
| Jereo "Haromotana" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 181] [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf] | ||
| Rage [1.54, 1.13] | ||
| Vocabulaire | ||
| Exemples | Haromotana, ka tsy matahotra aina velona.
[2.245] | |
| Mis à jour le 2023/02/17 |
|