Exemples |
1 | Tsy tafaverina Ilaimanga raha tsy efa harivariva ny andro.
[2.324]
|
2 | Harivarivan' ny alatsinainy, fiandohan' ny herinandro tamin' izay.
[2.470]
|
3 | Harivariva tokony ho tamin' ny efatra izahay no nahatsinjo indray ny seranan' i Toamasina, nandalo an' Anosy-Alanana misy ny fanilon-tsambo goavambe.
[2.471]
|
|