Entrée |
halotra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fakana zavatra amin' ny tanana ao anaty lavaka. [1.1]
|
Explications en anglais | [1.2]
|
Explications en français | Action de pêcher avec la main du poisson, des écrevisses dans des trous Figuré: arracher un secret [1.3]
|
|
Entrée |
halotra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Baiko miaramila fampijanona raha eny am-pandehanana [1.1]
|
Vocabulaire |
Exemples | Dia naniraka tany amin' andriamanitra izy ireo mba hanontany, ka hoy, hono, andriamanitra: "Samia halotra amin' izay alehany avy"
[2.69]
|
Origine | Explications en français: halte!.
|
|
Entrée |
halotra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Tambahoaka]
aloka
[1.78]
|
|
Entrée |
halôtra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Tambahoaka]
Moron-dranomasina [1.78]
|
|