Entrée |
aloka
|
Partie du discours | nom
|
| Faritra maizina ao ivohon' ny zavatra iray voataratry ny hazavana: Mipetrapetraha eo amin' ny alok' itỳ trano itỳ Toerana voaro amin' ny hainandro: Erỳ no misy aloka hisakafoantsika [1.1]
|
| A shelter against sun or rain; a shade or shadow; a shed [1.2]
|
| [Provincial]
An umbrella, a parasol. See tandindona [1.2]
|
| Shelter; shade, shadow [1.7]
|
| Abri; ombre [1.8]
|
| Image, ombre. [1.13]
|
Exemples |
1 | Tahaka ny mbola misy aloka manaraka azy ihany, na dia efa maty masoandro aza.
[2.470]
|
2 | Ny masoandro efa nadiva hihoatra, ary ny aloky ny bonga feno vato nirangaranga tao ambony andrefana nampangovitra ireto vehivavy.
[2.324]
|
|
Morphologie |
Simple : |
aloka,
aloko,
alokao,
alony,
alotsika,
alokay,
alokareo,
alok',
alo-,
aloky |
|
Dérivés |
|
Entrée |
aloka
|
Partie du discours | nom
|
| [Betsileo]
Matoatoa [1.78]
|
| Fahitana ny fanahy raha mbola velona izao ny vatana, amin' ny aloky ny tena tarafin' ny hazavana, samy hafa amin' ny tandindona. Voalazan' ny Ntaolo fa misy aloka intelo miantoana hita amin' izany: ny aloka mainty (ny vatana), ny aloka ambonin' ny mainty (ny ambiroa) ary ny aloka ambony indrindra (ny avelo) [1.1]
|
|
Entrée |
alòka
(loka)
|
Partie du discours | verbe passif
|
| Atao loka, enti-milaza izay ifanambazana: Vola sa zavatra àry no halòka [1.1]
|
Morphologie |
Présent : |
alòka,
alòkako,
alòkanao,
alòkany,
alòkatsika,
alòkanay,
alòkanareo,
alòkan',
alòkan- |
Passé : |
nalòka,
nalòkako,
nalòkanao,
nalòkany,
nalòkatsika,
nalòkanay,
nalòkanareo,
nalòkan',
nalòkan- |
Futur : |
halòka,
halòkako,
halòkanao,
halòkany,
halòkatsika,
halòkanay,
halòkanareo,
halòkan',
halòkan- |
Impératif : |
alokao |
|
|
Entrée |
aloka
(loka)
|
Partie du discours | verbe passif
|
| Atsipy, atoraka, alefa [1.1]
|
|