Exemples |
1 | Angamba fialofana no tokony hilazako azy.
[2.445]
|
2 | Finoana sa fialofana no tadiavinareo, ry havana?
[2.270]
|
3 | Raha mbola kely mila fialofana, fa rahefa lehibe ialofan' ny madinika.
[2.643]
|
4 | Voasinton' ireo fialofana tsy nisy mpanatabataba ireo ny voron-dranomasina dia tonga natory tao (Les oiseaux de mer, attirés par ces retraites paisibles, y venaient passer la nuit)
[1.66]
|
|