Entrée |
gasy
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Malagasy, an' ny Malagasy: Teny gasy, hira gasy [1.1]
|
Explications en anglais | See Malagasy
[1.2]
|
| Malagasy (it is better to say "malagasy") [1.7]
|
Explications en français | Malgache [1.3]
|
| Malgache (il vaut mieux dire "malagasy") [1.8]
|
Exemples |
1 | Nataon' ny miaramila gasy lasibatra ireny.
[2.472]
|
2 | Sakafo gasy no namboarina : vary, hena ritra;
[2.356]
|
3 | Toa teny gasy nefa tsy nisy haiko na kely aza.
[2.643]
|
4 | Mbola hita mandraka ankehitriny ny savony gasy.
[2.117]
|
5 | Mifanambaka erý ny olona amin' ny vakim-bola gasy.
[1.437]
|
|
Dérivés |
|
Entrée |
gasy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Taisaka]
Solitany [1.78]
|
Explications en français | [Taisaka]
Pétrole [1.82]
|
| [Tankarana]
Pétrole. (menak' afo). [1.19]
|
|