Entrée |
foza
|
Partie du discours | nom
|
| Famoriporetana, familavilana [1.1]
|
Dérivés |
Synonymes | |
|
Entrée |
foza
|
Partie du discours | nom
|
| Circoncision [1.13]
|
Vocabulaire |
Analogues |
didiam-poitra ~
fora ~
savatse ~
sambatra ~
hasoavana ~
tapakanake |
|
Entrée |
foza
|
Partie du discours | nom
|
| Biby folo tongotra naman' ny orana, izay manetoka sy manery mafy amin' ny tanabeny misy nifinifiny ny nofon' izay azony. [1.1]
|
| A small fresh-water crab. [1.2]
|
| A crab [1.7]
|
| Crabe [1.8]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Indreny ny foza maromaro, manatona ny fafy, mihoriram-pamindra.
[2.356]
|
2 | Nangalatra sy namaky trano ireo ve, Hoy ny foza, sa koa nahafaka aina?
[2.576]
|
3 | Mavo matroka ny eto akaiky : mitopatopa, mivalombalona, mitosaka eny anivon' ny torapasika mavo mena, feno akorandriaka sy ihazakazahan' ny foza mena kely an-jatony!
[2.499]
|
|
|
Entrée |
foza
|
Partie du discours | nom
|
| [Sakalava]
Karazan' adabo fihinam-boa [1.1]
|
| [Tankarana]
(vient sans doute de foza : ce qu'on a l'habitude de maltraiter, de rudoyer).
Treculia sambiranensis Leandri (Moraceae).
Graines comestibles fournissant une bonne fécule.
Cuites on en fait une purée rappellant la purée de haricots.
La chair du syncarpe, par contre, a un arrière goût amer et désagréable ; elle n'est pas consommée et l'on voit souvent au bord des sentiers ces gros fruits qui ont été écrasés par les passants.
C'est peut-être l'origine du nom.
Ils dégagent alors une forte odeur d'éther.
[1.196]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Treculia sambiranensis |
|