| Entrée |
foty
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Sakalava]
Fihinam-body sy ravina [1.78]
|
|
| Entrée |
foty
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | [Provincial]
Provincial for fotsy [Mal. putih.]
[1.2]
|
|
| Entrée |
foty
|
| Partie du discours | nom
|
| | [frantsay football] Lalao fanatanjahantena misy mpilalao 11 an-daniny sy an-kilany, izay mikatroka amim-pahaizana sy hakingana ary fahatanjahana hampiditra ny baolina amin' ny dakan-tongotra fotsiny ao anatin' ny tsatokazon' ny ankilany avy [1.1]
|
| Vocabulaire |
| Synonymes | |
| Origine | Explications en français: football.
|
|