| Entrée | fotibaolina | |
| Partie du discours | nom | |
| [frantsay football] Lalao fanatanjahantena misy mpilalao 11 an-daniny sy an-kilany, izay mikatroka amim-pahaizana sy hakingana ary fahatanjahana hampiditra ny baolina amin' ny dakan-tongotra fotsiny ao anatin' ny tsatokazon' ny ankilany avy [1.1] | ||
| Vocabulaire | ||
| Synonymes | foty | |
| Origine | Explications en français: football. | |
| Mis à jour le 2009/02/23 |
|