| Entrée | fitiavana (tia) | ||||||
| Partie du discours | nom | ||||||
| Firaiketam-po amin-javatra na olona iray, izay tiana ho an' ny tena ary irina ho sambatra sy ho finaritra: Mahagaga ny fitiavan' ny reny ny zanany fa vonona ny hahafoy ny ainy ho azy izy. / Loza ny fitiavan' Ikoto kilalao [1.1] | |||||||
| Love, affection, liking [1.7] | |||||||
| Amour, affection [1.8] | |||||||
| Vocabulaire | |||||||
| Exemples |
| ||||||
| Mis à jour le 2025/12/09 |
|