| Entrée | fiteny (teny) | ||||
| Partie du discours | nom | ||||
| Teny iombonan' antokon' olona iray, izay saika mandrakariva iray firenena: Mirindra aoka izany ny fiteny malagasy. Fomba entina miteny: Mahitsy fiteny io zaza io izany Zavatra lazaina: Niova fiteny ianao izany Fomba na baiko atao fifandraisana: Fiteny tsy fantatra ny an' ny biby Azo tenenina: Teny tsy fiteny eo imason' olom-pady izany [1.1] | |||||
| A language The customary way of speaking [1.7] | |||||
| Manière de parler [1.3, 1.8] | |||||
| Le language Ce qu'on peut défendre [1.3] | |||||
| Une langue [1.8] | |||||
| Vocabulaire | |||||
| Exemples |
| ||||
| Morphologie |
| ||||
| Mis à jour le 2023/06/26 |
|