| Entrée |
fitatra
|
| Partie du discours | nom
|
| | Soratr' omby sada mainty, na volavita; sadasada fa madinika kokoa ny soratra fotsy
sady somary boribory fa tsy mba mitomandavana tahaka ny rango na vakivoho [1.10]
|
|
| Entrée |
fitatra
|
| Partie du discours | nom
|
| | Karazam-boronkely izay heno maneno vao maraim-be, nahatonga ilay fitenenana hoe "mifoha alohan'ny fitatra", izany hoe mifoha maraina be alohan'ny maneno akoho mihitsy aza. [1.1]
|
| | A bird, a species of warbler. Pratincola sybilla, L.
Same as
feta,
fitapatatra,
fitatenona, and
tekiteky
[1.2]
|
| | Tarier à collier [1.54]
|
| Vocabulaire |
| Nom scientifique | Pratincola sybilla |
| Exemples | Matetika tsy hitany akory ny fiaingan' ny lahy mamonjy fotoana maneno fitatra.
[2.470]
|
| Synonymes | ~ ~ ~ |
|