Entrée | fitantanana (tana) | |
Partie du discours | nom | |
Fanohanana olona mandeha amin'ny fandraisana ny tanany eo am-pimindrana miaraka amin'ny tena:
Ilaina ny fitantanana ny zaza vao mianamandeha.
Fitondrana, fifehezana: Noraisin'ny fanjakana ny fitantanana ireo orinasa ngeza eto amin'ny firenena. [1.1] | ||
Entrée | fitantanana (tantana) | |
Partie du discours | nom | |
Fizarana (vary, hena, sakafo, vola) amin'olona maromaro nandray anjara tamin'ny fandevenana na famadihana:
Iza no hikarakara ny fitantanana ny sakafo amin'ireo mpandevina?
Fiadidiana, fiandraiketana: An'ny vehivavy ny fitantanana ny vola ao an-tokantrano. [1.1] | ||
Mis à jour le 2010/04/04 |
![]() |