Entrée | fitantana (tana) | |
Partie du discours | nom ou adjectif | |
Explications en malgache | Fomba entina mitantana na manohana olona mandeha amin'ny
fandraisana ny tanany eo ampamindrana miaraka amin'ny tena:
Toy izao no fitantana ny zaza.
Fomba entina mitantana, izany hoe mizara (vola, hena, vary, sakafo) amin'olona maromaro nandray anjara tamin'ny fandevenana na famadihana: Atoroy ahy ny fitantana ny hena fa tsy haiko. Azo tantanana. [1.1] | |
Mis à jour le 2009/02/23 |
![]() |