|
|
|
|

Entrée fijejojejoana (jejojejo (jejo))
Partie du discours nom
 Fampisehoana toetra tsy maotona loatra na amin' ny fihetsika na amin' ny fitafy mba hisintonana ny mason' ny olona langa; fahakasikasiana, fahamaivanan-doha [1.1]
 Wanton or lewd conduct [1.7]
 La dissipation [1.3, 1.8]
 La légèreté, la luxure [1.3]
Exemples ka lany henatra dia navarin' ny filan-dratsiny tamin' ny fijejojejoana amam-pahalotoana rehetra. [2.996]

Mis à jour le 2023/01/20