| Entrée | fihihirana (hihitra) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fiaretana mikiribiby manao zavatra: Noho ny fihihirany no nahazoany voalohany tamin' ny fanadinana [1.1] | ||
| La ténacité, la constance [1.3] | ||
| Exemples | Koa nataoko fa ilaina ny nangataka ireo rahalahy hialoha anay ho aty aminareo, mba hampamonona rahateo ny fiantrana nampanantenainareo, sady haha-tena fiantrana azy tokoa, fa tsy fihihirana.
[2.996] | |
| Mis à jour le 2023/01/09 |
|