Entrée | fihazakazaka (hazakazaka) | |
Partie du discours | nom | |
Fomba entina mihazakazaka Fandehanana haingana, hafainganana: Tsy anerany ny fihazakazaky ny andro [1.1] | ||
La manière de courir [1.3] | ||
Exemples | Tamin' izany dia nikatrokatroka ny kitron-tsoavaly noho ny fihazakazaka, dia ny fihazakazaky ny maheriny.
[2.996] | |
Mis à jour le 2023/01/09 |
![]() |