Entrée | fiantsonana (antsona) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Bezanozano, Tambahoaka] [ fiantsoñana ] fitodiana [1.78] | |
Toerana fijanonan' ny fiara isan-karazany: Fiantsonan-dalamby, fiantsonam-piaramanidina [1.1] | ||
Explications en anglais | A landing-place, a port, a harbour. [1.2] | |
A port, a seaport; cf. seranana, fitodiana [1.7] | ||
Explications en français | Le port, le débarcadère [1.3, 1.8] | |
Le quai [1.3] | ||
Vocabulaire | Navigation | |
Synonymes | fitodiana ~ seranana | |
Entrée | Fiantsonana (fiantsonana) | |
Partie du discours | nom propre (toponyme) | |
Vocabulaire | Géographie: agglomérations | |
Exemples | Tsy afaka nandeha lavitra intsony izy ireo noho ny hasasarana sy ny fijaliana amin'ny tongotra marary, fa teo Ambohiambo, tao amin-dRajosefa mpampianatra, tao Fiantsonana no nandry.
[2.588] | |
Coordonnées | -19.2833333, 47.15
-19.15, 46.2 -19.1166667, 44.3 -19.1166667, 46.7833333 -18.3166667, 47.9333333 -18.1, 47.1 | |
Toponymie | fiantsonana | |
Mis à jour le 2023/10/16 |
![]() |