Entrée |
fiakanjo
(akanjo)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fomba entina miakanjo [1.1]
|
Explications en français | La manière de s'habiller ; l’habit de mise, propre à être mis [1.3]
|
Exemples |
1 | Tsy olona madio fiakanjo avokoa izy rehetra famaro no mena lamba noho ny maha tambanivohitra azy.
[2.470]
|
2 | Nanaraka ny hevitra sy ny fomban-dRadama ny Menamaso ary vonton' ny fomba fanao nentin' ny Vazaha hatramin' ny fiakanjo sy ny filàm-pahafinaretana hafahafa rehetra.
[2.508]
|
|
|